|
***************************************************************************************************
« FA AOKA HANDROSO AMIN’NY
TANTERAKA ISIKA »
Heb.6:1a.
|

Izany Tenifanevan'ny Fiangonana Loterana Malagasy Val-de-Marne izany, no nitarika ny Fiangonana hampisy ity Tranokala ity, izay tsy inona fa fanomezan'Andriamanitra ho an'ny Fiangonana, ho fampandrosoana ny Filazantsaran'ny Fanjakany.
MANOLOANA NY TRANOKALAN'NY FIANGONANA IANAO IZAO!

Ny Pastora sy ny Fiangonana Loterana Malagasy Val-de-Marne dia faly miarahaba anao.
KOA MANDROSOA TOMPOKO!
Faly izahay ny hihaona aminao amin'ny alalan'ireo lahatsoratra sy vaovao maro, izay heverinay fa hanampy anao hahalala ny Fiangonana sady hitondra ho anao hery sy fampaherezana ary fitomboana amin'ny finoana Ilay Jesosy Kristy Tompontsika, ka handrosoanao amin'ny tanteraka.
¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤
FANASANA
INVITATION

Tongava hiara-mivavaka isaky ny Alahady, manomboka amin'ny
roa ora sy sasany (2 ora 30).
Fotoampivavahana misy Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo : isaky ny Alahady Voalohany sy Fahatelon'ny volana.
Fotoampivavahana misy Asa sy Fampaherezana : isaky ny Alahady Faharoan'ny volana.
Fotoampivavahana litorjika tsotra : isaky ny Alahady fahefatry ny volana.
Vous êtes invités au Culte tous les dimanches, à partir de quatorze heures trente (14h 30).
Culte avec Sainte Cène : chaque premier et troisième dimanche du mois.
Culte avec prière et imposition des mains : chaque deuxième dimanche du mois.
Culte liturgique simple : chaque quatrième dimanche du mois.
Adiresy/Adresse : 33, Avenue de Valenton - 94190 Villeneuve St Georges
FIFANDRAISANA
CONTACT
Pastora/Pasteur : RAKOTOVAO Yvan
Tél : 06 229 274 86 ; Courriel :
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Pastora mpiara-miasa/Pasteur collaborateur : Andriamahenina Mamy
Tél : 01 83 95 05 44 ; courriel :
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Katekista/Cathéchiste : Rakotoarimiza Fanomezantsoa
Tél : 01 78 65 81 16 ; 06 25 04 72 47 ; Courriel :
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Filoha/Président : Mandrosolaza Cheysson
Tél : 06 15 35 03 07 ; Courriel :
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
PERIKOPA FLM
PERICOPE FLM

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
SYNODAMPARITANY FLM EOROPA FIANGONANA VAL-DE-MARNE
ALIMANAKA
“FA AOKA HANDROSO AMIN’NY TANTERAKA ISIKA“ (Heb.6:1a).
27 NOVAMBRA 2011 Loko Lit.
Alah. I amin’ny ADVENTO. •
.Taombaovaon’ny Fiangonana.
Filaharana faha III
V : Jer.33:14-18 ; Jer.31:31-34. Komity F : Mat.21:1-9.
T : Lio.4:16-22.
4 DESAMBRA 2011
Alah. faha II amin’ny Advento. •
V : Mika.4:1-7 ; Isa.11:1-5. Diakona
F : Lio.21:25-36
T : Lio.17:20-30.
11 DESAMBRA 2011
Alah. faha III amin’ny Advento •
V : Isa.40:1-10 ; Mal.3:1-4. Fifoh.
F : Mat.11:2-10.
T : Lio.3 :1-6.
18 DESAMBRA 2011
Alah. faha IV amin’ny Advento. •
V : Isa.2 :2-5 ; IPet.1:10-13. FBL
F : Jao.1:19-28.
T : Jao.5:31-39.
Alahady 25 DESAMBRA 2011
KRISMASY ₀
V : Isa.7 :10-14 ;Heb.1 :1-5. SA
F : Jao.3:16.
T : Lio.2:1-14.
1 JANOARY 2012
Alahady-Taombaovao ₀
V : Isa.55:1-9 ; Asa.4 :8-12. FDL
F : Lio.2:21
T: Lio.13:6-9.
8 JANOARY 2012
EPIFANIA. •
V : Isa.2 :1-5 ; Isa.49:1-6. KTLM
F : Mat.2:1-12.
T : Mat.12 :15-21.
15 JANOARY 2012
14-15 : Isantelovolana-Fit. Malakoff.
Alah. I man. ny Epifania •
V : Isa.61 :1-3 ; Efes.6:1-4. VVM
F : Lio.2:42-52.
T : Mar.10:13-16.
22 JANOARY 2012
Alah. faha II man. ny Epifania. •
V : Deot.18:15-19 ; IKor.1:26-31. Fifoh.
F : Jao.2:1-11.
T : Lio.19:1-10.
29 JANOARY 2012
Alah. faha III man. ny Epifania. •
V : Jer.33:6-9 ; IIKor.1:3-11. SA
F : Mat.8:1-13.
T : Mar.1:21-35.
5 FEBROARY 2012
Alah. faha IX alohan’ny Paska. •
V : Jer.1:4-10;Fil.3:7-16. FDL
F : Mat.20:1-16.
T : Mat.25:14-30.
12 FEBROARY 2012 Hetsikasa FBL
Alah. faha VIII alohan’ny Paska. •
V : Isa.55:10-13;IITim.3:14-4:5.. FBL
F : Lio.8:4-15.
T: Mat.9:36-10:7.
19 FEBROARY 2012
Alah. faha VII alohan’ny Paska. •
V : Isa.35 :3-7 ;Isa.53 :1-7. VVM
F : Mat.3 :13-17.
T :Jao.1 :29-34.
26 FEBROARY 2012
Alah. faha VI alohan’ny Paska. •
V : Gen.3:1-24;Apok.12:9-11. KTLM
F : Mat.4:1-11.
T : Lio.10 :17-20.
4 MARTSA 2012
Alah. faha V alohan’ny Paska •
V : Isa.45:20-25;Apok.3:7-13. Komity
F : Mat.15:21-28.
T : Mar.9:17-29.
11 MARTSA 2012
Alah. faha IV alohan’ny Paska. •
V : IISam.22 :1-7 ;Apok.2 :8-11. Diakona
F : Lio.11 :14-28.
T : Jao.8 :31-44.
18 MARTSA 2012
Alah. faha III alohan’ny Paska. •
V : Isa.49:8-13;Eks.16:11-18. SA
F: Jao.6 :1-15.
T : Jao.6 :52-65.
25 MARTSA 2012
Isandroavolana-Fiang. Malakoff.
Alah. faha II alohan’ny Paska. •
V : Gen.12 :1-3 ;Apok.21 :1-17. VVM
F : Lio.1 :26-38.
T : Lio.1 :46-55.
1 APRILY 2012
Alahadin’ny SAMPANDROFIA. •
V : Zak.9:9-10;Isa.53:10-12. FBL
F : Mat.21:1-19.
T : Jao.12:20-33.
Alakamisy 5 APRILY 2012
Alakamisy-masina •
V : Eks.12:3-14 ; Asa.2:44-47. FDL
F : Lio.22:14-20.
T : Jao.13 :1-15.
Zoma 6 APRILY 2012
Zoma-masina. •
V : Isa.50:6-9 ; Lio.23 :47-56. KTLM
F : Jao.18:1-19:30.
T: Lio.22:29-23:46.
8 APRILY 2012
PASKA ₀
V : Isa.52:13-15;Efes.1:15-23. Fifoha.
F : Mar.16:1-7.
T : Lio.28:1-8.
Alatsinainy 9 Aprily.- Andro tsy iasana
(Lundi de Pâques)
15 APRILY 2012
Alah. I man. ny Paska. ₀
V : Joba.19:25-27 ; Asa.13:26-39. SA
F : Jao.20:19-31.
T : Lio.24:36-43.
22 APRILY 2012
Alah. faha II man. ny Paska ₀
V : Ezek.34:11-16;Heb.13:20-21.Diakona
F : Jao.10:11-16.
T : Jao.10:1-10.
29 APRILY 2012
Alah. faha III man. ny Paska ₀
V : Fit.3:18-26;IPet.1:3-9.. Komity
F : Jao:16:16-22.
T : Jao.14:1-12.
Talata 1 May,-Andro tsy iasana
(Fête du travail)
6 MAY 2012
Alah. IV man. ny Paska ₀
V : Isa.12:1-6;IJao.3:19-24. FDL
F : Jao.16:5-15.
T : Jao.7:37-39.
Talata 8 May,-Andro tsy iasana
(Victoire 1945)
13 MAY 2012
12-13: Isantelovolana-Fit. LaRochelle.
Alah. faha V man. ny Paska. ₀
V : Jer.29:11-14;Jak.5:16-20. Fifoha.
F : Jao.16:23-28.
T : Mat.6:5-13.
Alakamisy 17 May.- Andro tsy iasana
Andro niakarana ₀
V : Isa.57:15 ; Efes.4:7-10. FBL
F : Mar.16:14-20.
T : Lio.24:44-53.
20 MAY 2012 Hetsikasa KTLM
Alah. faha VI man. ny Paska. ₀
V: Ezek.36:25-27;IPet.3:15-17. VVM
F : Jao.15:26-16:4.
T : Lio.12:4-12.
27 MAY 2012
PENTEKOSTA •
V : Joela.3:1-5 ; Asa.2 :32-41. Komity
F : Jao.14 :23-31.
T : Jao.14 :15-21.
Alatsinainy 28 May.-Andro tsy iasana.
(Lundi de Pentecôte)
3 JUIN 2012 Hetsikasa Fifohazana
TRINITE •
V : Ezek.18 :30-32 ; Tit.3:3-7. Diakona
F : Jao.3:1-15.
T : Mat.28:16-20.
10 JONA 2012
Isandroavolana-Fiang. Val-De-Marne.
Alah. I man. ny Trinite. •
V : Jer.9:23-24;ITim.6:6-11. KTLM
F : Lio.16:19-31.
T : Mat.24-27.
17 JONA 2012
Alah. faha II man. ny Trinite •
V : Isa.25:6-9;IIPet.1:1-11. SA
F : Lio.14 :16-24.
T : Lio.9 :51-62.
24 JONA 2012 Hetsikasa FDL
Alah. faha III man. ny Trinite •
V: Mika.7:18-20;Efes.2:1-9. Fifoha.
F: Lio.15:1-10
T: Mat.9:1-13.
1 JOLAY 2012
Alah. faha IV man. ny Trinite •
V: Isa.56:8-12;Rom.14:1-12. FDL
F: Lio.6:36-42.
T: Mat.7:1-6.
8 JOLAY 2012
Alah. faha V man. ny Trinite. •
V : Jer.16:4-21;Asa.26 :1-18. . FBL
F : Lio.5 :1-11.
T : Mat.16 :13-19.
Sabotsy 14 Jolay.- Andro tsy iasana
(Fête nationale)
15 JOLAY 2012
Alah. faha VI man. ny Trinite •
V : Eks.20:1-17;Jak.2:8-17. SA
F : Mat.5:20-26.
T : Mat.5:27-37.
22 JOLAY 2012
Alah. faha VII man. ny Trinite. •
V : Jer.31:23-25;Sal.23:1-6. Fifoha.
F : Mar.8:1-9.
T : Lio.14:12-15.
29 JOLAY 2012
Alah. faha VIII man. ny Trinite •
V : Jer.15:19-21;IJao.4:1-6. FDL
F : Mat.7:15-21.
T : Mar.7:5-15.
5 AOGOSITRA 2012
Alah. faha IX man. ny Trinite •
V : ITant.29:10-13;IITes.3:10-13. VVM
F : Lio.16:1-9.
T : Lio.16 :10-17.
12 AOGOSITRA 2012
Alah. faha X man. ny Trinite. •
V : Jer.7:1-7;Heb.3:12-4:1. Fifoha.
F : Lio.19:41-48.
T : Jao.6 :66-71.
Alarobia 15 Aog.- Andro tsy iasana
(Assomption)
19 AOGOSITRA 2012
Alah. faha XI man. ny Trinite •
V : IISam.22:21-29;IJao.1:8-2:2. KTLM
F : Lio.18:9-14.
T : Mat.23:1-12.
26 AOGOSITRA 2012
Alah. faha XII man.ny Trinite •
V : Isa.29:18-19;IKor.2:9-16. Komity
F : Mar.7:31-37.
T : Jao.9:24-38.
2 SEPTAMBRA 2012
Alah. faha XIII man. ny Trinite •
V : Lev.18:1-5;IKor.13:1-13. Diakona
F : Lio.10:23-37.
T : Jao.3:34-35.
9 SEPTAMBRA 2012
Isandroavolana-Fiang. Malakoff.
Alah. faha XIV man. ny Trinite. •
V : Jer.17:13-14;Apok.3:1-6. SA
F : Lio.17:11-19.
T : Lio.4:23-30.
16 SEPTAMBRA 2012
Alah. faha XV man. ny Trinite. •
V : Deot.6:4-7;IKor.7:29-31. FDL
F : Mat.6:24-34.
T : Mat.6:19-23.
23 SEPTAMBRA 2012
Alah. faha XVI man. ny Trinite. •
V : Deot.32:39-40;Fil.1:20-26. Fifoha.
F : Lio.7:11-17.
T : Jao.11:32-45.
30 SEPTAMBRA 2012
Alah. faha XVII man. ny Trinite •
V : ISam.2.1-10;Gal5:1-14. FBL
F : Lio.14:1-11;.
T : Mat.18:1-7.
7 OKTOBRA 2012
Alah. faha XVIII man. ny Trinite. •
V : Deot.10:12-21;IJao.2:7-17. VVM
F : Mat.22:34-46.
T : Mar.10:17-27.
14 OKTOBRA 2012
13-14: Isantelovolana –Fit. Malakoff
Alah. faha XIX man. ny Trinite. •
V : Isa.44:21-23;Kol.3:1-10. Fifoha.
F : Mat.9:1-8.
T : Lio.13:10-17
21 OKTOBRA 2012
Alah. faha XX man. ny Trinite •
V : Isa.65:1-2;Heb.10:19-31. KTLM
F : Mat.22:1-14.
T : Mat.21 :33-44.
28 OKTOBRA 2012 Hetsikasa SA
Alah. faha XXI man. ny Trinite. •
V : Sal.34:8-10;Kol.1:24-2:3. Komity
F : Jao.4:46-53.
T : Lio.18:1-8.
Alakamisy 1 Nov.- Andro tsy iasana
(Toussaint)
4 NOVAMBRA 2012
Alah. faha XXII man. ny Trinite. •
V : Deot.7:9-11;IITim.2:19-21. Diakona
F : Mat.18:23-35.
T : Mar.4:21-25.
11 NOVAMBRA 2012
Alah. faha XXIII man. ny Trinite. •
V : Isa.32:1-8;Rom.13:1-7. Fifoha.
F : Mat.22:15-22.
T : Mat.17 :24-27.
Alahady 11 Nov.- Andro tsy iasana
(Armistice 1918)
18 NOVAMBRA 2012
Alah. faha XXIV man. ny Trinite •
V : Isa.51:9-15;IIKor.5:1-10. SA
F : Mat.9:18-26.
T : Lio.20 :27-40.
25 NOVAMBRA 2012 Absolosiona
Alah. faha XXV man. ny Trinite •
V : Isa.49:12-17;ITes.5:1-10. FDL
F : Mat.24:15-28
T : Mat.24 :35-44
Fifandraisana :
Mpitondra Fitandremana :
Past. RAKOTOVAO Yvan
Tel : 062 292 7486
Mpanampy :
Past. ANDRIAMAHENINA Mamy
Tel : 018 395 0544
Fivoriambavaka
Eo ambany fiahian'ny Fiangonana Loterana Malagasy "Fahazavana"
Val-De-Marne
Cellule de Prière
TORITENY - FAMPIANARANA - FANDINIHANA SORATRA-MASINA - FIFAMPITONDRANA AM-BAVAKA
ANASANA NY REHETRA TSIANKANAVAKA
ISAKY NY TALATA VOALOHAN'NY VOLANA AMIN'NY 7,30-9 ORA ALINA
Toerana: 18, rue Gandon 75013 Paris
Tel: 01 83 95 05 44
ISAKY NY ALATSINAINY FAHATELON'NY VOLANA AMIN'NY 7?30-9 ORA ALINA
Toerana : 13, rue des Pervanches 92220 Bagneux.
Tel : 06 77 95 54 14 na 06 87 36 91 97.
Azo afindrafindra any amin'ny tokantranon'ny kristiana ao amin'ny Fiangonana "Fahazavana" ny toerana ivoriana, raha misy fangatahana.
|